Actualités

Joseph d’Af Tapa-kevitra ny hanambady


  • Talata 08 Janoary 2019

Ela ny ela fa nahita ny silam-panahiny i Joseph d’Af, ilay tovolahy mpihira ara-pilazantsara tsy zoviana amintsika intsony.

 

 

 

 

Ny faran’ny herinandro teo ny tenany no nanao fifamofoana tamin-dRtoakely Francia, efa olon-tiany hatramin’ny ela. Tamin’ny alalan’ny vavaka fisaorana an’Andriamanitra sy hira fiderana no nanatanterahana ny lanonana izay mbola hitohy amina dingana maro samihafa.  Tsiahivina fa mpino Kristianina tahaka an’i Joseph d’Af  ihany ity  fofombadiny ity sady havanana amin’ny lafiny fihirana ihany koa.  Mirary soa ho azy roa kely izahay eto amin’ny gazety Tia Tanindrazana.

 

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT