Actualités

Jhonny Rakotoarisoa « Tsy maty izany aho »


  • Zoma 14 Jona 2019

Niely ny tsaho fa maty voatifitra tany Mahereza ny tenako raha namonjy voka-dehiben’ny fiangonana tany, hoy ny kandida ho depiote tao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo farany teo, Jhonny Rakotoarisoa.

 

 Misy olona mangataka fanamarihana hatramin’izao na mbola velona aho na maty. Isaorako ny Tompo mbola nanome fofon’aina na dia nisy tokoa aza ireo nifofo izany tamin’ireny fampielezan-kevitra ireny. Ny mampalahelo, amin’izao fotoana ankatoky ny valim-pifidianana izao, mbola misy ihany ireo mikasa hanodina ny safidim-bahoaka any amin’ny HCC. Misaotra ireo vahoaka aho na ny nifidy na tsia satria fantatro fa matoa ambany ny tahan’ny mpifidy dia nihena ny fahatokisan’ny vahoaka ny solombavambahoaka ka heveriko fa anjaranay no hanarina izay ahiahy izay, hoy hatrany ny tenany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT