Actualités

Jean Nirina HAFARI Nosamborin’ny zandary


  • Alatsinainy 04 Martsa 2019

Nosamborin'ny zandarin’Itaosy ny sabotsy lasa teo i Jean Nirina Rafanomezantsoa Filohan’ny Hafari Malagasy, raha ny vaovao niparitaka omaly. Tsy fantatra mazava na efa votsotra izy na ahoana.

 

Noho ny resaka kianja Anosizato sy ny zaridaina Antaninarenina no voalaza fa antony nisamborana azy, ka teratany Karana iray no nitory azy momba io raharaha io, raha ny vaovao vonjimaika. Vao tsy ela izay i Jean Nirina Rafanomezantsoa no nilaza fa hanao ampamoaka momba ny resaka ady tany samihafa eto amintsika. Mazava ho azy fa misy tsy faly na voatsindrona amin’ny ataony. Mety ho mihevi-tena ho manana ny rariny, ka sahy mifanenjana aminy. Mety ho matahotra ny hipoahan’ny afera ihany koa anefa, ka ny azy no ataony tonga aloha mba hanampenana ny vavan’i Jean Nirina Rafanomezantsoa ka ny azy no ataony tonga aloha. Andrasana izay ho tohin’ny tantara.

Toky R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT