Actualités

Jean-Marc Koumba Miantso vonjy amin’ny Frantsay


  • Talata 09 Desambra 2014

Nandefa taratasy any amin’ny masoivoho frantsay i Jean-Marc Koumba miangavy ireo diplaomaty frantsay roalahy mba hijoro vavolombelona hilaza ny marina momba azy

. Milaza ny tenany, araka ny nosoratany avy any am-ponjan’Antsiranana itazonana azy vonjimaika fa nahita azy tao amin’ny hotely (Antsaha) ny iray tamin’ireo diplaomaty ireo ny 12 oktobra 2014, andro voalaza fa nahatongavan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanindrazana. Ilay diplaomaty faharoa kosa sendra tao amin’ny hotely ny 24 oktobra 2014 nisamboran’ny zandary azy.

Légende : Mbola migadra hatramin’izao i Jean Marc Koumba (Tahirin-tsary)

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT