Actualités

Jean-Marc Koumba Horoahina hiala eto Madagasikara ?


  • Alatsinainy 10 Novambra 2014

Mbola tavela any am-ponja any Antsiranana, ilay teratany alemana Jean-Marc Koumba sy ireo mpiasan’ny Aviation Civile de Madagascar efa-dahy tao Antsirabe, ampangaina ho

nitsikombakomba ka nanamora ny fidiran’ny filoha Marc Ravalomanana tao Antsirabe ny 12 oktobra 2014. Nangataka fafahafana vonjimaika ny mpiaro an’i Jean-Marc Koumba fa nolavin’ny Fitsarana, raha ny nambaran’i Lila Koumba vadiny ny faran’ny herinandro teo. Mandeha be ny resaka, hoy ity farany, fa tadiavaina horoahina, fanindroany, hiala eto Madagasikara indray i Jean-Marc Koumba.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT