Actualités

JCI Antananarivo Voafidy ny birao vaovao hitantana amin’ny taona 2019


  • Alatsinainy 17 Desambra 2018

Voafidy ny faran’ny herinandro teo ny birao vaovao hitantana eo anivon’ny fikambanana JCI Antananarivo mandritra io taona vaovao 2019 ho avy io.

 

 

 

 

 Tetsy amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena Anosy no nanatanterahana izany, notarihin’ny filohany Rtoakely  Ramahavonjy Sambatra. Voatendry ho filoha lefitra tamin’izany Atoa Tsilavina raha lany filoha ho lefitra mpanatanteraka kosa Atoa Sitraka izay samy nankasitraka ireo mpikambana ny amin’ny nametrahan’ireto farany fitokisana amin’izy ireo. Nitohy avy hatrany tamin’ny fanaovana jery todika ny asa vita sy ny famindram-pahefana ny lanonana tamin’izany. Tsiahivina moa ho an’ny JCI Antananarivo manokana fa mbola hanohy ilay fampianarana eny anivon’ny EPP ao anatin’ilay tetikasa garabola izy ireo amin’ny taona ho avy io. Toraka izany koa ny fampianarana ny mponina hiroso bebe kokoa amin’ny resaka fahadiovana ho fiarovana ny tontolo iainana.

 

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT