Actualités

James Ratsimba Ny paikadiny handaminana ny tsena


  • Alarobia 31 Aogositra 2016

Tantara mitohy ny resaka fanalana mpivarotra amoron-dalana eto an-drenivohitra. Mahita ny profesora James Ratsimba fa misy manararaotra ny tranga ka mamadika izany ho resa-politika.

Aminy dia ny famoronan’asa izay tokony hataon’ny fanjakana ary ny fanomezana tany sy fitaovana ireo olona avy any ambanivohitra nifindra monina eto an-drenivohitra noho ny fahantrana no vahaolana amin’io. Raha ireo no tanteraka dia ho foana ao anatin’ny indray mipi-maso ny mpivarotra amoron-dalana, hoy izy. Nomarihiny fa anisan’ny itarafana ny fahantran’ny firenena iray ny hamaroan’ny mpivarotra ao aminy. Noho izany, tokony handini-tena ny mpitondra. Mila ampiharina amin’ny rehetra koa ny lalàna, hoy i James Ratsimba fa tsy amin’ny madinika ihany.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT