Actualités

Ilakaka Mpitrandraka safira maty tototry ny tany


  • Zoma 18 Martsa 2016

Tovolahy Betsileo tokony ho 25 taona no maty tototry ny tany omaly tolakandro, tao amin’ny toeram-pitrandrahana safira tsy ara-dalàna ao amin’ny faritra arovana Isalo

 

. Naharitra adim-pamantaranandro efatra ny nanalana ny ranon-tany nanototra ilay mpitrandraka vao hita ny vatana mangatsiakany. Ity tranga omaly ity no manaporofo indray fa goragora mba tsy hilazana fa anarany fotsiny ny maha faritra arovana an’Isalo raha tsy hoe nisy kolikoly ny fidiran’ny mpitrandraka ao anatin’ny faritra arovana.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT