Actualités

Ihosy Faritra Ihorombe Maharitra adiny 7 isan’andro ny delestazy


  • Talata 25 Oktobra 2016

Efa zary lasa mahazatra ny mponina andavanandrom-piainana any Ihosy Faritra Ihorombe ny fiainana ao anaty delestazy.

Maharitra adiny 7 isan’andro izy io aty aminay,  hoy ny tati-baovao, ka dia efa amboarina ny fizotran’ny fiainana isan’andro. Noho ny toe-java misy moa, dia tsy afa-manoatra ny olom-boafidy any an-toerana na dia te hihetsika aza. Aty aminay aty Ihosy, dieny tsy mbola misy hetsi-bahoaka mitroatra, dia tsara raha homena tsy miankina ny fitantanana ny famatsiana jiro. Mahavelom-bolo kosa ny famatsian-drano noho ny fiavin’ny orana any an-toerana efa ho 3 andro maninjitra izao.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT