Actualités

HVM AVARADRANO Hijery akaiky ny ara-tsosialin’ireo zokiolona


  • Alatsinainy 02 Febroary 2015

Hijery akaiky ny ara-tsosialin’ireo zokiolona ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny antoko HVM Avaradrano manomboka izao. Hatombok’izy ireo amin’ny dinika hifanaovan’ny roa tonta izany raha araka ny fanazavan-dRavelonanosy

Andriantefy Bruno noho ny hamaroan’ireo tsy mandray vola fisotroan-dronono sy ireo mipetra-drery tsy misy mpiahy. Nisongadina io nandritra ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2015 niarahan’ny biraon’ity antoko ity tamin’ireo mponina avy amin’ny fokontany 18 isa mandrafitra ny kaominina ny sabotsy lasa teo. Narahina fiaraha-misakafo izany.  Nisy ny fanasana  ireo Raiamandreny isanisany eo anivon’ny kaominina nandritra izany toy ny sefom-pokontany…ho mariky ny fanajana azy ireo. Notokanana tamin’io sabotsy io ihany koa moa ny quartier general an’ity antoko HVM ao Avaradrano ity ka eo akaikin’ny kaominina no misy izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT