Actualités

HJRA Voatendry ny tale vaovao


  • Alakamisy 07 Aprily 2016

Araka ny efa notaterina teto omaly dia notendren’ny filankevitry ny minisitra omaly ho talen’ny tolakandro CHU JRA na ny HJRA teo aloha

 

 moa no tena ahafantaran’ny maro azy Atoa Rakoto Alson Aimée Olivat. Izy izany no nisolo toerana ny profesora Razafimahandry Jean Claude, izay nesorina ny 16 martsa lasa teo, nifanandrify indrindra tamin’ny nidiran’ny minisitry ny atitany tao amin’ity hopitalim-panjakana ity sy nandidiana azy mialoha ny nandefasana azy tany ivelany. Lehiben’ny departemantan’ny biolojia eo anivon’ny fakiolten’ny fitsaboana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo moa Atoa Rakoto Alson Aimée Olivat.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT