Actualités

HJRA Ampefiloha Sarotra soloina Pr Jean Claude Razafimahandry


  • Alatsinainy 04 Aprily 2016

Banga efa telo herinandro izao ny toeran’ny Talen’ny HJRA Ampefiloha, izay hopitalim-panjakana lehibe indrindra eto Madagasikara,

 

 taorian’ny nanilihana an’i Pr Jean Claude Razafimahandry, izay mpanolotsaina manokan’ny praiminisitra Jean Ravelonarivo, araka ny toromariky ny vadin’ny filohan’ny Repoblika, Voahangy Rajaonarimampianina taorian’ny raharaha Mahafaly Solonandrasana, minisitry ny Atitany izay narary ka niditra hopitaly tao. Nihazakazahana ny fanesorana an’i Pr Jean Claude Razafimahandry, tamin’ny filankevitry ny minisitra ny 16 martsa 2016. Hatramin’izao tsy voasolo ny toerany. Misy olana sa tsy mahita olona ny fanjakana ?

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT