Actualités

Hetsika «Coup d’arręt» Hita ilay basy «kalach» fampiasan-dRemenabila


  • Alarobia 03 Desambra 2014

Mitohy ny hetsika fampandrian-tany ataon’ny mpitandro ny filaminana any atsimo. Niitatra tany amin’ny Distrikan’i Vangaindrano sy Tolagnaro izany

Nidiran’ny andia-miaramila ny faritra famaharan-dRemenabila sy ny fianakaviany tany Iabohazo, Befotaka. Nandritra izany no nahazoan’ireo mpampandry tany ny basy kalaky iray efa tonta, fampiasan-dRemenabila sy basy iray FSA (Fusil semi-automatique) an’ilay polisy avy ao Ihosy maty voatifitry ny dahalo tamin’ny taon-dasa. “Mitohy ny savahao hanenjehana ireo dahalo tsy mety milavo lefona, ary tsy hitsitsy azy ireo izahay”, hoy ny kapiteny Faneva mitarika ny hetsika “coup d’arrêt”.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT