Actualités

Hetsika Biennale de Venise Sambany hanana solontena i Madagasikara


  • Zoma 12 Oktobra 2018

Ny mpanakanto Joel Andrianomeharisoa no sambany hisolotena an’i Madagasikara mandritra ilay hetsika « Biennale d’Art contemporain de Venise » hotontosaina mandritry ny volana novambra izao.

 

 Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Urban Hotel tetsy Ambatonakanga moa ny andinindininy mikasika ny hetsika sy ireo mpanakanto handray anjara. Ho an’i Madagasikara manokana dia havanana amina zavakanto maro toy ny hosodoko, ny sary, ny hairafitrano ary ny fandrindran-tsary ny solontenantsika, raha ny fanazavana. Ny taona 1985 no efa nisian’ny hetsika saingy izao isika vao afaka mandefa solontena any an-toerana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT