Actualités

Hery Rajaonarimampianina Notoloran’ny miaramila gisa sy sabatra


  • Talata 13 Janoary 2015

Tonga niarahaba ny filoha Hery Rajaonarimampianina teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha omaly maraina ireo manamboninahitra avy amin’ny fiadidiana ny repoblika sy ny foloalindahy izay notarihan’ny minisitry ny fiarovana ny jeneraly Rakotozafy Dominique

Fomba fanao isaky ny 12 janoary ny fankalazana ny andron’ny manamboninahitra, araka ny fomba amam-panao nahazatra teny amin’ny akademia miaramila Antsirabe. Ankoatra ny fanolorana ny gisa tahaka ny mahazatra dia notoloran’ny foloalindahy sabatra ihany koa ny filoham-pirenena amin’ny maha filoha faratampon’ny foloalindahy azy. Nambarany moa fa ny fitiavan-tanindrazana no mibaiko ny miaramila ary izy ireo no  tandroka aron’ny vozona, miaro ny vahoaka sy ny tanindrazana.ity no andron’ny manamboninahitra voalohany natrehan’i Hery Rajaonarimampianina hatramin’ny naha filoha azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT