Actualités

Hazo mahagaga eto Madagasikara Manodidina ny 3.000 isa


  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018

Nisy ny famelabelaran-kevitra narahana adihevitra nifampizaran’ilay mpandinika ny tontolo Malagasy, Eris Rabedaoro, ireo harena sarobidy raketin’ireo ala eto Madagasikara ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny IKM Antsahavola.

 

 

 Notsiahivin’ity mpandinika ity fa tsy ireo heverina ho hazo sarobidy toy ny andramena sy voamboana ihany akory no harena hananantsika ao anaty ala ao fa manodidina ny 3.000 isa ihany koa ireo hazo mahagaga sy manasitrana aretina eto amintsika. Anisan’izany, ohatra, ny fanalaloza, ny mandravasarotra, ny vahona sy ny hafa marobe fantatsika. Eo amin’ny 13.000 isa koa ireo karazan-javaboary mahavariana eto ary ny 80%-n’ireo raha kely dia tsy ananan’ny firenen-kafa fa eto ihany no misy azy. Manoloana izany anefa, hoy ny tenany, dia aoka tsy hodorantsika ny ala.  Manao antso avo amin’ireo tompon’andraikitra sy ny vahoaka Malagasy rehetra ny tenany mba handray ny andraikitra tandrify azy avy hiarovana ny ala eto Madagasikara.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT