Actualités

Haino aman-jery Hanana ny radiony ny minisitra Andrianjato


  • Sabotsy 05 Martsa 2016

Hifoha indray ny onjampeo 96.8 FM, nampiasain’ny Radio Fanamby tany amin’ny taona 90.

 

Ny minisitry ny serasera, ny fampahalalam-baovao ary ny fifandraisana amin’ny andrimpanjakana, Andrianjato Vonison no hamoha azy indray, saingy hitondra anarana hafa toy ireo radio vao nipoitra tato ho ato. Fianakaviany akaiky, ary mpanentana fandaharana tamina radio tsy miankina iray eto an-drenivohitra no hanankinany ny fampandehanana azy. Hiampy indray izany ireo haino aman-jery hanosika ny seraseran’ny fitondrana HVM. Misy amin’ireo no haino aman-jery nakatona tamin’ny tetezamita, nambara fa tsy ara-dalàna, nefa dia mahagaga ankehitriny fa afaka mandeha indray tsy nisy « appel d’offre » araka ny nodradradraina amin’ny fahazoana mitrandraka ireo maridrefy omen’ny Fanjakana.


Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT