Actualités

Governemanta Ravelonarivo Hiandrasana tsinambolana vao hajoro


  • Talata 20 Janoary 2015

Tsy arakaraka ny nihazakazahana tamin’ny fanendrena ny praiminisitra fa dia Ambatobevohoka ny fahaterahan’ny governemanta Ravelonarivo Jean. Maro ny resaka mandeha.

Ao ny hoe maizim-bolana hatrany ny fotoana nandraisana fanapahan-kevitra tao ho ao, ka dia hiandrasana tsinambolana ny fananganana ny governemanta. Ao indray ny mihevitra fa hiandry aorian’ny famoahan’ny Filankevi-panjakana didy mikasika ny fitoriana nataon’ny vondron’Ambodivona hampiatoana eny hanafoanana ilay didim-panjakana fanendrena ny praiminisitra Ravelonarivo Jean tamin’ny 14 janoary 2015 vao hajoro ny governemanta. Rahoviana ? “Tsy ho ela”, hoy ny praiminisitra tamin’ny sabotsy, nandraisany fahefana teny Mahazoarivo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT