Actualités

Governemanta Ravelonarivo Hanomana fifidianana fotsiny ihany


  • Talata 27 Janoary 2015

Hafana ny fifidianana Ben’ny tanàna amin’ny 17 jolay 2015, indrindra ho an’Antananarivo Renivohitra taorian’ny nizarana azy ho kaominina enina

 

. Miray feo ny maro fa kajikajy politika no ao ambadik’io fizarazarana an’Antananarivo io. Manamafy izany ny namihinan’ny antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara ny ankamaroan’ny minisitera ao anatin’ny governemanta Ravelonarivo, izay raha ny resaka mandeha taorian’ny nitsanganany dia hanao izay handrombahana toerana maro amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna no tena iraka hampanaovina ireo minisitra mpikambana ao anatiny ka izay tsy mahovoka dia hosoloina indray.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT