Actualités

Governemanta Efa manoman-tena ireo te ho minisitra


  • Zoma 31 Oktobra 2014

Mitsingevaheva ny governemanta Kolo Roger. Na eo aza ny dokambarotra ataon’ny vondrona parlemantera Hery Vaovao ho an’i Madagasikara milaza fa mananika ny 110 ankehitriny ireo solombavambahoaka nanao sonia manohitra ny fitsipaham-pitokisana ny governemanta Kolo, dia mandiso izany ny fihetsiketsehana hita ety ivelan’ny Lapan’i Tsimbazaza. Efa manoman-tena fatratra ireo te ho minisitra ao anaty governemanta vaovao hijoro eo

Betsaka izy ireo. Misy mihitsy aza ny efa nahavita namandrika fiara hatao hamonjena ny fivoriana fanomanana sy fandresen-dahatra (lobbying) ary mitety hotely samihafa eto an-drenivohitra. Ambivitra ny fotoana mbola ijoroan’ny governemanta Kolo. Na ireo solombavambahoaka ao anatin’ny vondron’ny maro an’isa manohana ny filoham-pirenena aza, efa miaiky ny tsy fahombiazany ka tokony horavana saingy fangatahan’izy ireo ny mba tokony hifanarahana mialoha izay praiminisitra hasolo azy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT