Actualités

Gazety Tia Tanindrazana 400 Ariary manomboka anio


  • Alarobia 12 Desambra 2018

400 ariary manomboka anio alarobia 12 desambra no hanjifanao ny gazety Tia Tanindrazana. Fanapahan-kevitra tsy maintsy noraisina manoloana ny fiakaran’ny vidin’ny taratasy fampiasa amin’ny fanontana gazety eo amin’ny tsena iraisam-pirenena io.

 

 

 

 

 Efa herintaona lasa no tokony ho nirosoana izao fampiakarana ny saran’ny gazety izao saingy fitsinjovana ny mpanjifa no antony tsy mbola nandraisana ny fanapahan-kevitra. Efa tonga amin’ny tsy azo hanoharana intsony ny orinasa koa tsy maintsy miroso  ihany. Marihina fa tsy mampiova na inona na inona amin’ny foto-kevitra ijoroan’ny gazety Tia Tanindrazana velively izao fiakaran’ny sarany ho 400 ariary izao. Mampanantena sy manome toky ny mpiara-miasa rehetra fa mbola hanolotra ny tsara kokoa hatrany ho an’ny Malagasy mpiray tanindrazana.

Ny mpitantana

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT