Actualités

Gadra tafatsoaka tao Vohitany « Nisy tsikombakomba »


  • Zoma 24 Mey 2019

Niaiky ny tale jeneralin’ny fandraharahana ny fonja eto Madagasikara, Didier Djibril Camarade, fa nisy tsikombakomba tao matoa nisy iny lositra na fitsoahana gadra nitranga tany Vohitany iny.

 

 

 

Nisy nahavita heloka bevava ireo tany Toliara ary ireo voafonja dia efa nisy fanapahana hamindra azy aty Tsiafahy. Araka ny tatitra na « élement » voaraiko, hoy hatrany ny tenany, dia nisy finiavana hampandositra ireo voafonja. Nisy resaka tsy nazava tao talohan’ny tsy naha tao intsony ny voafonja ny maraina. Izay no azo ambara, hoy ity tale jeneraly ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT