Actualités

Fram ao Amparafaravola Mahatsiaro ataon’ny filoham-pirenena ankilabao


  • Alatsinainy 08 Mey 2017

Voatery mikambana ny lisea sy ny CEG noho ny tsy fahampian’ny efitrano fianarana ao amin’ny kaominina Amparafaravola.

Lasa mikorontana vokatr’io ny fandaharam-pianarana ka miantso ny tompon’andraikitra hijery akaiky izany ny parlemantera avy ao amin’ny distrikan’Amparafaravola. Nanambara ny ny tenany fa mbola hampitaina amin’ny minisitra tompon’andraikitra io fangatahana io. Fa iza moa no tompon’ny teny farany eto amin’ny nosy ? Ny minisitra ve sa ny filoha ? Diso fanantenana tamin’io valin-teny io ny ray aman-drenin’ny mpianatra tao Amparafaravola. Izao no sahirana, hoy izy ireo, koa hiandrasana rahoviana vao hovahana ny olana ? Somary nafampana ny ambiansy ary tsikaritra ho hendratrendratra be ihany ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

                                                                               Niry A

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT