Actualités

FRAM ANEFFA Nitokona nitaky ny handoavana tambikaramany efa-bolana


  • Talata 06 Janoary 2015


 Vao miandoha ny taona ny fitokonana ! Raha namonjy ny tokonam-baravaran-tsekoly hanohy ny telovolana faharoa amin’ny taom-pianarana 2014-2015 ny mpianatra amin’ny sekolim-panjaka omaly, dia nisafidy ny hitokona teo anoloan’ny biraon’ny DREN Analamanga etsy Analakely kosa ireo mpampianatra FRAM mivondrona eo anivon’ny ANEFFA (Association Nationale des Enseignants Fonctionnaires et FRAM en activité). Mitaky ny handoavana ny tambinkaraman’izy ireo efa-bolana, nampanantenaina ho azo talohan’ny fetin’ny faran’ny taona 2014. Nambaran’ireo FRAM vitsivitsy tonga teny an-toerana fa hetsika fanairana ihany ny omaly, fa hihamafy izany raha tsy misy valiny ny fitakian’izy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT