Actualités

FOKONTANY ARANTA Lehilahy 40 taona nanolana zaza 6 taona


  • Alarobia 17 Desambra 2014

Tsy fantatra izay loza nahazo ity raim-pianakaviana iray tao amin’ny fokontany Aranta ity fa dia naolany ity zazavavy kely 6 taona izay mpiray tanàna aminy ihany

Raha ny fanazavana azo avy ireo mponina any an-toerana dia avy nianatra hariva ilay zaza no notsenain’ilay rangahy teo an-tokotany. Notambazany vatomamy ity farany mba hanaiky hanaraka azy any amin’ny toerana mangina. Tsy tonga ara-potoana toy ny isan’andro ny renin’ilay zaza ka nandeha nitady azy tany am-pianarana. Olona iray nahita ny zavatra rehetra nataon’io rangahy io no nitondra azy tao ambadiky ny tranony. Nanaiky ny zava-doza nataony ilay lehilahy 40 taona. Mitaky fitsaram-bahoaka kosa ny fianakavian’ilay zaza. Hatolotra ny mpitandro ny filaminana sy ny fitsarana ny raharaha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT