Actualités

FOKONTANY ANDOHATAPENAKA III Trano 53 tafo no horavana


  • Zoma 28 Aprily 2017

Raikitra indray ny ady tany ao amin’ny fokontany Andohatapenaka III. Trano 53 tafo no tsy maintsy horavana ao anatin’ny fotoana fohy, raha araka ny fantatra.

 Tanin’olon-tsotra manan-tompo mantsy no niorenan’ireo trano 53 tafo ireo izay  miendrika dobo lehibe tamin’ny taona 1985 tany ho any. Ankehitriny, tonga ny tompon’ny tany ary mikasa hanangana fotodrafitrasa eo amin’ny taniny  ka tsy maintsy miala izy ireo. Marihina moa fa samy mihizingizina ho tompon’ny tany moa ny  roa tonta  satria misy amin’ireo tokantrano 53 tafo ireo ihany koa no manana taratasy  mifandraika amin’izany. Nisy ny  fametahana ny sorabaventy izay manda an-kitsirano ny amin’ny handravana ny tranony  noho izany, hita  sy mirantiranty eran’ny tanàna.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT