Actualités

Fokontany Amboditsiry Voasoroka ny tondra-drano, vitsy ireo traboina


  • Zoma 10 Martsa 2017

Nihena tsy toy ny isan-taona ny tondra-drano teny amin’ny fokontanin’Amboditsiry taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza « Enowa».

Vitsy ihany koa ireo traboina satria efa niomana amin’ny fiatrehana izany ny mponina eny an-toerana, hoy ny sefo fokontany Andriamahefa Harinjaka Feno Haja. Nifanome tanàna tamin’ny fanadiovana mialoha ireo fako sy loto nanentsina ny lakan-drano lehibe mampitohy an’i Nanisana sy Amboditsiry moa ny CLS (Comité Local de Secours) sy ny RF2 (Rantsana Fahadiovana Fidiovana) Dio ary ny AUE (Association des Usagers Eau) niaraka tamin’ny fanampiana nataon’ny boriboritany faha-5 eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Ezaka mbola mila fanohanana amin’ireo rafi-panjakana isan-tsokajiny kosa ny fandalinana ny lakan-drano amin’ny fasika sy fotaka, hoy ny filohan’ny RF2 Dio Ramanantenasoa Claudine. Mangataka ihany koa ny mponina eny amin’ny faritra iva tapany andrefana ny hijerena famoahan-drano eo amin’ilay tany nototofana lasan’ireo vahiny maorisianina eny Marais Masay.

Ramano F.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT