Actualités

FLM Antaolanomby-Betafo Ny mpiasam-piangonana ihany no namaky azy


  • Alakamisy 13 Novambra 2014

Nisesy ny famakiana fiangonana tato ho ato izay tany Vakinankaratra. Anisan’ny niharan’izany ny fiangonana Loterana Malagasy tao Antaolanomby, kaominina Alakamisy Anativato ny herinandro lasa teo

Hasiam-panamboarana moa ity fiangonana ity amin’izao fotoana ka maro ny akora ampiasaina no efa novidian’ny krisitianina ka mitoby ao am-piangonana izany. Nalaim-panahy ireo mpiasa roalahy, anisan’ny miasa ao am-piangonana ka novakian’izy ireo ny fiangonana ary nalainy ny simenitra 10 kitapo. Nihetsika ny krisitianina rehetra taorian’izay. Nosavaina ny fonenan’ izy ireo ka ny 8 kitapo sisa no tratra fa efa lafo ny roa kitapo. Nosamborina avy hatrany moa izy ireo ka niaiky ny heloka nataony ary natolotra ny fampanoavana omaly talata 11 Novambra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT