Actualités

Fivoriana iraisam-pirenena momba ny fiantohana Atao eto Madagasikara ny 16-19 febroary


  • Alarobia 04 Febroary 2015

Sambany no handray ilay fihaonam-be iraisam-pirenena faha-39 karakarain’ny Fanaf ( Federation des sociétés d’Assurances de droit naturel) eto amintsika ny orinasa iombonan’ny trano fiantohana eto Madagasikara na ny CEAM

 

. Miisa dimy izy ireo no mpikambana ao eto amintsika raha firenena 47 kosa maneran-tany. Ny 16 ka hatramin’ny 19 febroary ho avy izao no hanatanterahana izany eny amin’ny efitrano fivoriam-be iraisam-pirenena eny Ivato. Tanjona, raha araka ny fanazavan’ny filohan’ny CEAM Andriambahiny Patrick, ny hanehoana ny maha-izy azy ny sehatry ny fiantohana eto Madagasikara ankoatra ny fampahafantarana sy fanabeazana ny olona ny mikasika ny asa hiandraiketan’ ireny trano fiantohana ireny. Vahiny avy any ivelany hatrany amin’ny 550 isa no handrasana amin’izany raha 100 isa kosa ny eto amintsika.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT