Actualités

Fitsarana faobe Voambolana diso


  • Alarobia 13 Novambra 2019

Tsy misy ny fitsarana faobe na « audience forraine », hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara, Clément Jaona.

 

 

 Fampitomboana ny fotoam-pitsarana no atao ahafahana mampihena ny isan’ireo tsy voatsara any am-ponja araka ny fampitam-baovao am-bavany. Diso, hoy izy,  ny voambolana nampiasaina. Be loatra mantsy ireo voatazona am-ponja miandry fitsarana noho ireo manefa sazy. Azo hafangainina ny fotoam-pitsarana. Raha ohatra ka roa isaky ny herinandro izany dia hampitomboana efatra. Miisa 10 isan’andro mantsy ireo olona atao “déferrement”  tonga eny amin’ny fitsarana. Mahakasika ny fandaminana dia anjaran’ny mpampanoa lalàna sy ny filohan’ny tribonaly no manao izany fa kosa  arakaraky ny tribonaly izany satria samy manana ny “standard de service” izy ireny.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT