Actualités

Fitsarana ambony Mahajanga Nodimandry tampoka ny filohany


  • Talata 16 Febroary 2016

Hamonjy fanasana no nandehanana tany Maevatanana, fahafatesana no niandry.

 

 Nodimandry ny alahady 14 febroary 2016, andron’ny mpifankatia, tao an-drenivohitry ny faritra Betsiboka teo amin’ny faha-61 taonany ny filoha voalohan’ny Fitsarana ambony ao Mahajanga, Ravoninahitriniarivo Joseph Bernardin Bergmans. Tampoka ny fahafatesany satria tao anaty lanonana indrindra izy, io alahady io, no nitambotsitra tampoka ary izay no nitarika tany amin’ny fahafatesany, araka ny loharanom-baovao avy any Maevatanana. 32 taona teo amin’ny sehatry ny fitsarana izy. Namela mananotena sy kamboty telo izy izao nodimandry izao. Rahampitso no hiala ao an-toerana ny razana hiakatra aty an-drenivohitra misy ny tanindrazany.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT