Actualités

Fitaterana eto an-drenivohitra Tsy hampiakatra sarandalana ireo mpitatitra


  • Talata 30 Desambra 2014

Manoloana ny resaka mandeha fa hiakatra ho 750 Ariary ny sarandalana amin’ny taksibe raha ampiharina ny vidy tena izy dia nilaza ireo vondrona mpitatitra eto an-drenivohitra fa tsy hisy ny fiakarana eo amin’ny sarandalana na dia eo aza ny fiakaran’ny vidin-tsolika. Amin’izy ireo dia tsy vahaolana intsony izany raha amin’izao fotoana izao.

Tokony hisy ny vahaolana maharitra raisin’ny fanjakana mba tsy hiverimberenan’ny fampiakarana. Raha ny hita mantsy hoy hatrany izy ireo dia ny vidin’ny solika iraisam-pirenena mihena fa ny eto Madagasikara mihalafo. Iaraha-mahita ihany koa fa ny vahoaka mbola ao anaty fasahiranana tanteraka ary mbola tsy tafarina. Noho izany dia ny eo anivon’ny fitondram-panjakana no tokony hitady ny vahaolana rehetra mahakasika izany raha ny hevitr’ireo mpitatitra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT