Manomboka mihavitsy ny teknisianina Malagasy misahana momba nyfitateranaanahabakabakaetoMadagasikara. Hitaiorahaenyanivon’nyorinasamisahananyseranam-piaramanidinaenyIvato no jerena
. Antony maro no voalaza fa mahatonga izany raha ny nambaran’ny tompon’andraikitra eny an-toerana. Eo aloha ny tsy fahampian’ny fampahafantarana eoamin’ireo olona izay tehiditraeoamin’itysehatraityindrindraireotanora.Manarakaizanyihanykoaireo mason-tsivanaisan-karazanyizaytakianakamampihemotraireotanorasasany. Hitamantsyizaodiasaikaireoteratanyvahinyihanykoa no tenamaroan’isarahanysehatrynyfamorianafiaramanidinafotsiny no resahina. Manoloana izany ary mba ho fampafantarana ny rehetra dia hisy ny varavarana misokatra karakarain’ny ACM (Aviation Civile de Madagascar) ny 5 syny 6 desambra ho avy izao eny Ivato mahakasika indrindra ny asa sy ny sehatra sahanin’ity sampan-draharaha ity. Ho hita ao avokoa rehefa mahakasika ny tontolon’ny fitanterana ana habakabaka.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.