Actualités

Filohan’ny Hafari Malagasy Voaheloka higadra 1 taona sazy mihatra


  • Zoma 11 Novambra 2016

Voaheloka higadra herintaona sazy mihatra eny am-ponja ny filohan’ny Hafari Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Raharaha 5 tamin’ireo 43 niampangana azy niompana tamin’ny fisolokiana sy fangalarana sonia avokoa no nanamelohan’ny fitsarana azy tetsy Anosy ny talata 8 novambra lasa teo. Miampy fandoavana onitra 1 hetsy ka hatramin’ny 1 tapitrisa Ariary izany. Azo antoka ny tsy maintsy hampakaran’ny mpisolovava ity voapanga ity any amin’ny fitsarana ambony ny raharaha.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT