Actualités

Filohan’ny Hafari Malagasy Niampy « MD » 7 indray ny saziny


  • Sabotsy 29 Oktobra 2016

Nahazo « mandat de depot » niisa 7 indray omaly teny amin’ny fitsarana Anosy, Atoa Rafanomezantsoa Jean Nirina filohan’ny Hafari Malagasy,

avy tamin’ireo fitoriana 12 nihatra nataon’olon-tsy fantatra nihatra taminy. Mety hifety krismasy sy faran’ny taona eny am-ponja raha izany ity filohan’ny Hafari Malagasy ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT