Actualités

Fikambanana ZARA AINA Manampy ireo ankizy sahirana


  • Alarobia 23 Desambra 2015

Manohana sy manampy hatrany ireo ankizy sahirana ny fikambanana Zara Aina, tarihin’ny tale jeneraliny Rakotoarison

 

Henintsoa Daniel. Ankizy sahirana miisa 45 avy ao Tsaramasay, Ankorondrano, ary ny Akany Manao haody  beazina tohanan’ity fikambanana iray ity no niara-paly sy nikorana tetsy amin’ny Jumbo Score Tanjombato noho ny fahatongavan’ny fetin’ny Noely. Ny Akany no manome sakafo antoandro azy ireo sady mandray an-tanana ny fitsaboana ireo ankizy marary nify ihany koa. 10 ka hatramin’ny 17 taona izy ireo, ezahina ho matihanina amin’ny filalaovana tantara an-dapihazo ary maharitra telo taona ny fianarana.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT