Actualités

Fikambanana Za’gasy Hanangona fanitso ho an’ny traboina


  • Alakamisy 23 Martsa 2017

Avo ny antso nataon’ny avy eo anivon’ny fikambanana Za’gasy ho an’ireo olom-boafidy eto Antananarivo ny amin’ny tokony hotsidihan’izy ireo izay traboina amin’ny boriborintany hiadidiany avy. Ny filohan’ny fikambanana,

 Jean Harisson, dia nijery ireo traboina, anisan’izany ny ao amin’ny boriborintany faharoa izay mbola ahitana an-jatony. Tsy tara raha izao no mandray andraikitra satria aorian’ny rivodoza vao tena hita ny zava-misy marina, toy ny tany miha maina sy misaraka. Hanomboka anio dia hanangona izay voatsirambin’ny tanana amin’ny mpiara-belona ahafahana manome fanitso ireo tra-boina. Ny alatsinainy izao no mikasa hanatitra ireo fanitso ireo amin’ny tompon’andraikitra afaka misahana ny fizarana ny fikambanana.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT