Actualités

FIKAMBANANA VATO-ES-SALAM Mitaraina noho ny antsojay hataon'ny orinasa SIRAMA aminy


  • Alakamisy 16 Oktobra 2014

Mitaraina noho ny antsojay ataon'ny orinasa SIRAMA aminy ireo vahoaka an'arivony monina Fasandava, distrikan'i Nosy-be hell ville. Efa nanaja ny lalana laharana 74.020 mantsy izy ireo raha araka ny nambaran'ny mpitondra teniny Fagnahy Jules vao nangataka ilay tany mihoatra ny 5 ha nohajariany nihoatra ny 5 taona

. Ny mahavariana, hoy izy ireo dia mitohy hatrany ny fampirohorohoana hataon'ny sasany amin'ireo vahoaka ireo toy ny fakana vola fotsiny, ny fisiana kartie mobila tonga tampoka.... Toraka izany koa ny mamadika ho zavatra hafa ity resaka ady tany ity  ka nahatonga ny sasany efa voailika tamin'io tany io. Didy avy any amin'ny tribonaly mihitsy raha araka ny fantatra ihany no nandroahana ny ampahany tamin'ireo olona ireo, tany izany notsindrian'ny fikambanana Vato-es-salam fa tsy hambolena fary akory fa tena honenana. Manao antso avo amin'ny fitondram-panjakana izy ireo araka izany mba handray ny andraikiny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT