Actualités

Fikambanana Rantsana dimy « Nahazo baiko avy any an-danitra »


  • Zoma 07 Jona 2019

Nanao fanambarana tetsy amin’ny CNEAGR Nanisana omaly ny avy eo anivon’ny fikambanana Rantsana 5 fa nahazo baiko avy any an-danitra izy ireo mba hiantso ireo mpitondra fivavahana

 

 avy amin’ny finoana rehetra eto Madagasikara ao amin’io toerana io ihany ny 17 jona izao. Antony, hoy ny fanazavan’ny pasitera Vato Fenohery, anisan’ireo 5 mirahalahy ao anatin’ity fikambanana milaza azy ireo voatendrin’Andriamanitra ity mba hamondronana ny finoana rehetra maneran-tany ho iray ihany, araka ilay teny ao anatin’ny baiboly hoe “mba ho iray ihany izy rehetra”. Eto Madagasikara no hanombohana ny famondronana satria firenena voafidy ity, hoy izy, ary Malagasy ireo 5 mirahalahy navondron’Andriamanitra ho rantsana dimy hatramin’ny taona 2014. Efa voalazan’ny baiboly mikasika izao andro farany izao io, hoy izy ireo.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT