Actualités

Fihantsiana voalohan’ny taona Tsy mbola namaly i Maître Paulin


  • Alatsinainy 05 Janoary 2015

Vao manomboka ny taona 2015 dia mamerina ny antso nataony miantsy ady amin’i Maître Paulin indray, omaly, i Maître X izay maniry mafy mihitsy hifampitana amin’ity kalaza ity.

Efa be izay rahom-bava nifanaovana izay, hoy i Maître X, ka tsy fantatra na tsy henon-dranamana ny antsoko na tsy te-hifanandrina amiko izy fa dia miandry hatrany ny valinteniny aho ka azony hanomezany ny fotoana ahafahany sy ny toerana tiany hifanandonanay ambony ringa.  Marihina fa tsy lonilony nifanaovana tamin’ny andron’ny fetin’ny faran’ny taona teo akory izy ity fa fifanandrinan’ny mpanao ady totohondry matihanina efa nifampihantsy hatrizay.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT