Tapitra omaly alakamisy 4 desambra ny fampielezan-kevitra ho an’ireo kandidŕ mirahalahy hiatrika ny fihodinana faharoan’ny fifidianana ny ho filoha vaovaon’ny Holafitry ny mpanao gazety malagasy
, Hervé Rakotozanany sy Gérard Rakotonirina. Samy nanao izay ho afany izy ireo na dia tsy dia re loatra tamin’ny serasera isan-karazany toy ny mahazatra aza ny fanentanana nataony avy. Marihina fa hotanterahina ny sabotsy 7 desambra izao ity fifidianana fihodinana faharoa ity.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.