Actualités

Fifaninanana Miss University Africa Hisolo tena an’i Madagasikara i Morgane Harikanto


  • Alarobia 25 Janoary 2023

Manana solontena hiatrika ilay fifaninana Miss University Africa isika eto Madagasikara. Andriamoria Morgane Harikanto,

mpianatry ny sekoly ambony Institut Superieur Polytechnique de Madagascar no voafidy tamin’izany, miaraka amin’ireo firenena afrikanina dimy amby dimampolo (55) izay handray anjara. Tsiahivina fa nanomboka tamin’ny volana Jolay taona 2022 no nisaloran’i Morgane io anarana Miss University Africa io taorian’ny fifaninana izay natrehiny teto an-toerana niaraka tamin’ireo mpianatry ny sekoly ambony tsy miankina maro. Ankehitriny efa any ivelany ny tenany manomana izany raha amin’ny volana Martsa ho avy izao kosa no hanatontosana ny fifaninana. Ho lasa "Ambassadrice-n’ny UNICEF" hanentana ny ray aman-dreny sy ny ankizivavy mba hanohy fianarana hatrany moa izay mivoaka ho mpandresy amin’io fifaninana io.
Pati
Legende : Andriamoria Morgane Harikanto, vonona ny hibata ny amboara
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT