Actualités

Fifamoivoizana eny amin’ny fasan’ny Karana Gaboraraka tanteraka


  • Zoma 12 Desambra 2014

Amin’ny telo ora tolakandro omaly dia efa saika nampiteny ny moana ny fitohanan’ny fifamoivoizana teny amin’iny lalana mihazo ny toby fiantsonan’ny taksiborosy eny amin’ny Fasan’ny karana iny, nefa tsy mbola mpianatra na mpiasa birao nirava

Ny avy any andrefana efa nihazo ny eny amin’ny fasika Anosizato ny filaharan’ny fiarakodia rehetra, ny avy any Atsinanana efa tonga hatraty amin’ny fihaonan-dalana mankany amin’ny tsenan’i Namontana Anosibe any. Ny antony dia tsy hita izay nalehan’ireo mpitandro ny filaminana misahana ny fifamoivoizana eo amin’io fiantsonan’ny zotram-pitaterana Fasan’ny Karana io ka nanjaka tanteraka ny gaboraraka, ny miditra tsy tafiditra ny mivoaka tsy tafavoaka fa dia samy namono motera daholo ny rehetra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT