Actualités

FIBEMIH Betafo 2019 Hankalaza ny faha-15 taonany


  • Talata 26 Febroary 2019

Nisy ny fanokafana ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny fikambanana FIBEMIH tamin’ny alahady 17 febroary 2019 teo tao amin’ny Centre Fibemih Imerimandroso Atsinanantsena Betafo, notarihin’ny filohany Ratheo

 

“Ratiariniaina Jean Theobert” , nanaovana ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2019 niaraka tamin’ny mpikambana rehetra sy  ireo mpiara-miasa samihafa, ireo mpiray vodirindrina, ny tapaka sy namana …

Hitohy ny asa ho fanampiana ny mpiaram-belona efa natao hatramin’izay ao anatin’ny fankalazana ny faha-15 taona nijoroany ary ireo hetsika ara-panatanjahantena samihafa izay hisandrahaka amin’ny kaominina manodidina an’i Betafo. Ao koa ny fampiofanana araka asa samihafa, ny fiaraha-miasa amin’ireo klioba hafa na fikambanana na fiangonana na sekoly mila izany.

Ny tanjon’ny Fibemih dia ny FANOVANA – FANORENANA – FANDROSOANA ary ny teny filamatra: “Jereo ny ankehitriny, raiso an-tanana ny ho avy: tsara ny mivoatra !”

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT