Actualités

Fiarovana ny tontolo iainana Niatrika fiofanana fanindroany ny Youclim


  • Alarobia 29 Mey 2019

Niatrika fiofanana manokana ireo mpampiofana dingana faharoa (STEP 2) ao anatin’ny tetikasa Youclim ny 25 sy ny 26 mey lasa teo.

 

 

 « Raisiko ny andraikitro manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, ary hataoko adidy ny fanasoavana ny tontolo sy ny taranaka ho avy »  no lohahevitra noraisina tamin’izany.  Raha tsiahivina, ny Vovonam-Pirenena Katolikan’ny Tanora (VPKT) sy ny fikambanana Mahatsangy no tompon’antoka amin’ity tetikasa ity. Ny fiarovana ny “Tranobe iombonana”, araka ny fanentanan’i Papa François ao amin’ny “Laudato Si” sy ny fahitana ary fahatsapana ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro eto Madagasikara no nanentana azy ireo  hitodika amin’ny tanora amin’ny alalan’ity tetikasa ity. Ny tanjona dia ny hanana tanora vanona sy  tompon’andraikitra manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, miaina anatin’ny fanajana ny tontolo iainana, mitsinjo ary  mitandro ny fitohizan’ny aina.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT