Actualités

Fiarovana ny ranomasimbe indianina Manohana hatrany ny Amerikanina


  • Talata 05 Novambra 2019

Mampiantrano ny « forum sur la sécurité maritime » i Madagasikara nanasana ireo firenena manodidina toy ny Nosy Maorisy, Seychelles,

 

 

 

La Réunion, Kenya, i Mozambika izay hifanome tanana, hifanampy hitady vahaolana miaraka hahafahana mitandro ny filaminana aty amin’ny faritry ny ranomasimbe indianina. Manampy amin’ny fanazaran-tena an-dranomasina izay tanterahana eto Madagasikara nanomboka omaly hatramin’ny 16 novambra izao ny firenena amerikanina. Hanamafisana ny traikefa entina hiarovana ny sisin-dranomasina izao fanazarantena izao, hoy i Michael Peter Pelletier, masoivoho Amerikanina monina sy miasa eto amintsika. Nilaza ny masoivoho amerikanina fa manohana ny fitondram-panjakana malagasy izy ireo amin’ny famerenana sy fanitsiana ny rafitry ny filaminana « réforme du secteur de ,la sécurité ». Eo koa ny fanampiana amin’ny fandriampahalemana an-dranomùasina.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT