Actualités

Fiarovana ny filaminam-bahoaka Niasa avy hatrany ny tale vaovao i Mahajanga


  • Alakamisy 05 Febroary 2015

Tsy mitsahatra mitady vahaolana ahafahana mandamina ny tsena sy ny fandridrana ny fifamoivozana ny Pds n’ny tanànan’i Mahajanga ary dia nametraka ny sampan-draharaha misahana ny filaminam-bahoaka. Arak’izay dia Randriniaina Bien Donné no voatondro hisahana io andraikitra

 

 io araka ny didy nivoaka eo anivon’ny kaomina ambonivohitra Mahajanga laharana 006-15/CU/MGA-AG. Sampan-draharaha roa ao amin’ny kaomina dia ny sampan mpamonjy voina sy ny polisy monisipaly no hofehezin’i Bien Donné. Taorian’ ny fanendrena azy dia raikitra avy hatrany ny asa ka niroso tamin’ny fandaminana ny tsena sy ny fandrindrana ny fifamoivozana ao Mahajanga. Efa nitana ny andraikitra teo amin’ny fibaikona ny polisy monisipaly ity tompon’andraikitra ity ka mora ho azy ny fandaminana ny raharaha ao amin’ny tsena sy ny manodidina ny tanàna.  

                                                                                                                               

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT