Actualités

Fiarovana ny bandro ao Alaotra Nanakaiky ny faritra iasany ny MWC


  • Alatsinainy 14 Martsa 2016

Tao anatin’ny 13 taona niorenan’ny Madagascar Wild Life Conservation (MWC) dia teto Antananarivo no nisy ny foiben-toeran’ny fikambanana, izay miaro ny bandro ao Alaotra.

 

Somary nahataraiky ny fomba fiasa izay elanelan-tany misy ny foibe sy ny toerana hiasana izay ka niezaka nitady hevitra ny MWC hametrahana ny birao any amin’ny renivohitry ny faritra Alaotra Mangoro. Tetikasa telo ankehitriny no miara-miasa ho fanatanterahana ny vinan’ny fikambanana, ka anisan’izany ny ALARELA sy ny AMBIO. Raha 11 ny mpikambana nanorina ny MWC tany ampiandohana efa 50 izy ireo ankehitriny ka teratany vahiny ny telo amin’izany.

Niry A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT