Actualités

Fetin’ny noely sy ny faran’ny taona Hamalifaly ny fianakaviana ny “startimes”


  • Zoma 23 Novambra 2018

Iray volana mahery sisa dia higadona ny fetin’ny Noely. Ho avy manaraka azy ihany koa ny fetin’ny faran’ny taona, izay tena manan-danja ho an’ny fianakaviana tokoa.

 

Hiara-kankalaza azy io  amin’ny isan-tokantrano ny startimes. Mahazo  “abonnement” roa volana izay mividy décodeur iray ahitana ny karazana chaînes rehetra. Hotolorana  “abonnement” 15 andro fanampiny maimaimpoana kosa ireo manao “réabonnement” iray volana sy tapany amin’ny alalan’ny “application”. Nambaran’Atoa Aina Ralai,  tale ara-barotry ny Startimes, fa azo jifaina manomboka izao ka hatramin’ny faran’ny volana janoary taona 2019 io tolotra io. Hahazo tombontsoa avokoa ny rehetra. Ho an’ny lehilahy, ohatra, dia hanana chaînes miisa 12 hiompana amin’ny fanatanjahantena fotsiny izy ireo. Tafiditra ao ilay lalao baolina kitra iadiana ny tompondaka ao Italie (Copa Italia) lalao hanomboka ny 04 desambra ho avy izao, ahitana an’ilay mpilalao baolina kitra malaza Ronaldo. Chaînes enina kosa no hatokana ho an’ny ankizy raha chaines miisa sivy be izao ny ho an’ireo vehivavy ahitana karazana serie. Azo raisina amin’ny alalan’ny startimes koa ireo televiziona eto an-toerana toy ny MBS  TV….20.000 Ar no vidin’ny   “bouquet startimes smart” misy « chaînes » mihoatra ny 70 raha  40.000 Ariary kosa ny “bouquet startimes plus” izay ahitana chaînes mihoatra ny 100.

 

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT