Actualités

Fenoarivobe Basy 40 tratra, olona 32 naiditra am-ponja


  • Alatsinainy 21 Septambra 2015

Nahomby ny hetsika ho fandriampahalemana nataon’ny zandary avy ao amin’ny kaompania Fenoarivo nandrita ity volana septambra ity, ka basy niisa 40 no tratra tamin’izany nahitana basy poleta 2 sy bala 9mm miisa 3 ary poleta vita gasy miisa 12.

 

 Ankoatra ireo dia nahitana basim-borona miisa 15 tsy misy taratasy fahazoan-dalana hitazona izany sy bala 80 isa miampy basy lava vita gasy miisa 11. Olona miisa 32 no nahatrarana ireo basy ireo izay efa naiditra am-ponja avokoa. Fiaraha-miasan’ny zandary any Fenoarivo sy ny fokonolona any an-toerana no nahazoana ny vokatra. Mbola manohy hatrany ny hetsika moa ny zandary any an-toerana satria misy ny zavatra hafa tsy maintsy hadihadiana tsara.

Nangonin’i Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT